|
|
|
|

Teny iditra1  fiselontselonana
Fototeny  2 selontselona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandalondalovana, fivezivezena eo anoloan'olona: Sady tsy fahalalam-pomba no fanelingelenana ny sasany ny fiselontselonana eo anoloany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08