|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisavihana |
| Fototeny | 2 savika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fisarangotana, fifikirana, famikirana: Ny fisavihany ny rantsan-kazo teo amoron-drano no tsy nahafaty an-drano azy.
5 Fandraisana (omby) amin' ny tandrony na ny vozony mba hampianjera azy: Kinga izany raha olona amin' ny fisavihana omby!. 6 Fihamboana zavatra tsy an' ny tena: Fisavihana fananan' olona fotsiny ny an-dRangahy io. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|