Entrée fisaritahana (saritaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fikorontanana: Fisaritahana re izany teo an-tsena tamin' ilay rotaka farany iny!
Fisafotofotoana: Ahoana no hahitana izay taratasinao izay amin' izao fisaritahan' ny bokinao izao!
Fifaningotsingoran-tady na kofehy tsy hita lany: Jereo itỳ fisaritahan' ny kofehy: ho very andro foana eo ianao hitady ny laniny roa! [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20