Entrée fisarihana (sarika)
Partie du discours nom
Définition malgache Fisintonana: Ringa erỳ ny mpanjonoamin' ny fisarihana ny harato
¶ Fandroritana, fitarihana: Fisarihana olona amin' ny sandriny
¶ Fanintonana: Fisarihana ny sainareo hikendry lalandava zavatra ambony no ilazako izany. [Rajemisa 1985]
Traduction française attraction, tirage [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31