Entrée fisarangotana (sarangotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Famikirana mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Tsy hay lazaina, hono, ny fisarangotan' ny olona maty andrano amin' ilay olona mamonjy azy [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05