Entrée fisaona (saona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina misaona na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan' ny havana
Azo isaonana: Tsy fisaona, hono, ny zaza rano tsy azo [1.1]
Exemples nitanondrika tamin' alahelo toy ny fisaona reny aho. [2.996]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/03/02