|
|
|
|

Teny iditra1 fisandratana
Fototeny  2sandratra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiakarana, fianihana amin' ny toerana avo, fisondrotana: Mahafinaritra ny mijery ny fisandratry ny volana eny amin' ny habakabaka
Fiakarana amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Matetika ny fisandratry ny olona (ny fisandratan' ny olona) amin' ny voninahitra mahatonga azy hiavonavona [1.1]
Tovy hevitra  5fisandratra
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02