Entrée fisamborana (sambotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanenjehana: Anjaran' ny polisy ny fisamboranany mpangalatra
Fandraisana, fibedana: Raharaha be ny fisamborana ilay omby fa saika tsy azo raha tsy latsaka tao an-kady ilay izy
Fangatahana vola na hanin-kohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Fisamborana ihany ny ahy fa tsy fangatahana akory ka osa raha homenao na tsia
Olona isamboram-bola matetika: Rakotono mba fisamborako rehefa tsy manana aho [1.1]
Explications en anglais The act of capturing, the act of borrowing [1.7]
Explications en français Action de capturer; action d'emprunter [1.8]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20