| Entrée | 1 fisalasalana |
| Radical | 2 salasala |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan' ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka [1.1] |
| Explications en anglais |
5 doubt, hesitation [1.7] |
| Explications en français |
6 doute; hésitation [1.8] |
| Exemples |
7 Etsy aoriana no hamaranantsika ireo fisalasalana rehetra ireo.
[2.296]
8 Toa maneho sahady ny fisalasalana amin'ny faha-marinan'ilay hambara : "Teo. [2.606] 9 Nisy tsirim-panantenana tao amin-dRasoa ka foana ho azy ny fisalasalana rehetra. [2.470] |
| Tous les mots composés | 10 2 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|