Entrée fisahiranana (sahirana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaovana asa mamizana, fisasarana; fanaovana asa manome fiahiana be loatra: Tsy sanatria vidin' ny sakafo narosonareo akory iny vola kely iny fa setrin' ny fisahirananareo [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05