| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 fisafoana | 
| Fototeny | 2safo | 
| Sokajin-teny | 3 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Fampandalovana moramora ny tanana eo ambony zavatra iray: Tsy nahateny Ibalita noho ny henatra, fa fisafoana hatoka no nataony Fijeren' ny dokotera sy ny mpampivelona ny vehivavy bevohoka: Amin' ny sivy ora ny fisafoana ao amin' ny hopitaly Fandalovana mba hijery ny fandehan-javatra, mba hanara-maso: Rehefa tonga ny fisafoan' ny lehibe, tonga daholo ny mpiasa rehetra ary misehoho miasa tsara [1.1]  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |