Entrée fisadika (sadika)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra misadika na mihodidina ny valahana toy ny salaka: Sarotra ny fiterahan' ilay vehivavy noho ny fisadikan' ny tadim-poitran' ilay zaza nanodidina ny vatany [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2009/02/23