|
|
|
|

Teny iditra1  firiadriatana
Fototeny  2 riadriatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovan-javatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitrevatreva tsy misy fitsitsiana na dia kely aza. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12