|
|
|
|

Teny iditra1  firepirepy
Fototeny  2 repirepy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny olona mirepirepy, izany hoe mitotototo atsỳ sy arỳ noho ny tahotra, na fahasahiranana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12