|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firazanana |
| Fototeny | 2 razana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Foko niaviana: Inona no firazananareo?
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 Ancestry, lineage, progeny, pedigree, race, generation, genealogy, clan.
[1.2] 6 ancestry, descent [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 lignée des aieux
[1.54] 8 lignée [1.8] |
| Ohatra |
9 Ireo karazana firazanana izay ambony aminy no inoany sy ivavahany.
[2.445#]
10 Mahatsiaro ny firazanana tsy mitovy sy ny foko samihafa rahateo izy; [2.895#] |
| Voambolana | 11 Fifandraisana: fianakaviana |
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Lahatsoratra | 13 Randzavola: firazanana ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|