|
|
|
|

Teny iditra1  firavaka
Fototeny  2 ravaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Zavatra atao fihaingoana vita amin' ny vato na metaly sarobidy ary amim-pomba voakaly, toy ny kavina, haba...: Misy efatra karazana ny firavaka fitondran' ny Ntaolo nihaingo: ny vakana, ny kavina, ny firavaka fanao amin' ny volo na drakadraka, ary ireo rojo isan-karazany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 jewelry. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 bijou. [1.8]
Ohatra  7  Tena volamena izany, sa firavaka rombahina? [2.1022#]
8  Ny karazan-bakana dia firavaka tian-dry zareo fatratra. [1.437#]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  10 Randzavola: firavaka ao amin' ny Baiboly (=> ravaka)

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02