|
|
|
|

Teny iditra1  fipepo
Fototeny  2 pepo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mipepo, izany hoe misy lempona; Tsy dia lehibe loatra akory ny fipepon' ny fiarakodianao.
5 Toetran' ny olona mipepo, izany hoe matahotra ka mikemo, mitakemotra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12