Entrée (1/2) | 1 fiotrehana |
Radical | 2 otrika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fipetrahana amin' ny toerana mafana mba ho masaka: Maharitro hafiriana ny fiotrehan' ny akondro ato amin' itỳ efitra itỳ? Fihibohana an-trano [1.1] |
Entrée (2/2) | 5 fiotrehana |
Partie du discours | 6 nom |
Explications en malgache |
7 fotoana eo anelanelan'ny fidiran'ny mikrôby sy ny fitrangan'ny aretina [1.13] |
Explications en français |
8 incubation [1.13] |
Vocabulaire | 9 Santé |
Anagrammes | 10 fiotrehana, 11 firotehana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |