|
|
|
|

Teny iditra1  fingenongenona
Fototeny  2 ngenongenona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mingenongenona, izany hoe mimenomenona, manao teny an' orona noho ny tsy fahafaliana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12