|
|
|
|

Teny iditra 1  filohan’ ny repoblika
Singan-teny  2 filoha, 3 repoblika
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Ireto avy ny Andrim-panjakana:
6 (1) ny Filohan’ny Repoblika sy ny Governemanta;
7 (2) ny antenimierampirenena sy ny antenimierandoholona;
8 (3) ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana [1.320]
9 Ireto avy ny Flohan ny Repoblika:
10 I : Tsiranana Philibert (1959-1972)
11 I : Ramanantsoa Gabriel (1972/10/11-1975/02/05)
12 I : Ratsimandrava Richard (1975/02/05-1975/02/11)
13 I : Andriamahazo Gilles (1975/02/12-1975/06/15)
14 II : Ratsiraka Didier (1975-1992)
15 III : Zafy Albert (1993-1996)
16 III : Ratsirahonana (1996-1997)
17 III : Ratsiraka Didier (1997-2002)
18 III : Ravalomanana Marc (2002/05/06-2009/03/17)
19 III : Rajoelina Andry (2009/03/17-2014/01/24)
20 IV : Rajaonarimampianina Hery (2014/01/24-...) [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21