|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 filatsahana |
| Fototeny | 2 latsaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fianjerana, firotsahana: Amin' ny filatsahan' ny orana, velombolo ny zavamaniry.
5 Fidinana: Tsy dia sarotra fa ilana fahasahiana ny filatsahana amin' ny elonaina. 6 Firotsahana, fidirana: Filatsahana ho miaramila. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|