|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 filao |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-kazo avo mahitsy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a tree. Casuarina equisetifolia, Forst. Same as fiofio.
[Betsimisaraka]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 fiofio.
[Tankarana]
[1.19] 6 Casuarina equisetifolia L. (Casuarinaceae). Arbre appelé akao en sakalava (nom oublié). Bois utilisé en charpenterie de marine : mâts de pirogues.. [Betsimisaraka] 7 Autre espèce introduite et cultivée comme arbre d'alignement : Casuarina cunninghamiana Miq. (Casuarinaceae).. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Ohatra |
8 filao avobe mirijarija no manamorona ny arabe izay mandalo terý avaratra.
[2.356#19]
9 Injany anefa any ho any, mitopy moramora avy atsinanana, mampiraidraika ny tendron' ny filao : tsiodrivotra kely mangatsiatsiaka. [2.499#9] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: hazo |
| Tovy hevitra | 11 fiofio |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny nalaina | 12 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 afilo, 14 alifo, 15 alofy, 16 falio, 17 fialo, 18 filao, 19 folia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|