|
|
|
|

Teny iditra1  filanonana
Fototeny  2 lalona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toerana malalaka na kianja anaovana dihy aman-kilalao amin' ny andro firavoravoana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 An open place where persons resort for amusement; a play-ground.. [1.2]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  7 fañolinana, 8 filanonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02