|
|
|
|

Teny iditra1  fikorofoka
Fototeny  2 korofoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mikorofoka, na manetsiketsika ny tongotra aman-tanana toy ny olona voan' ny androbe. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12