|
|
|
|

Teny iditra1  fikoretika
Fototeny  2 koretika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra na olona mikoretika, na mikorontana, misafotofoto, misavorovoro. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12