|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fikopaka |
| Fototeny | 2kopaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba na toetran' ny zavatra mikopaka [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 fikopaka |
| Fototeny | 6kopaka |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Felan-javatra voamboatra izay ahetsiketsika mba hahazoandrivotra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 a fan [1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 éventail [1.8] |
| Tovy hevitra | 11fikopahana |
| Fivaditsoratra | 12 fikapoka, 13 fikopaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|