|
|
|
|

Teny iditra1  fikolelaka
Fototeny  2 kolelaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mikolelaka, izany hoe mila fitia amin' ny dokadoka, maneho fiforetana ambany dia ambany amin' olona dokadokafana. [1.1]
Tovy hevitra  5 fisolelaka
Mpanahaka  6  fisolelaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12