|
|
|
|

Teny iditra1  fikofoka
Fototeny  2 kofoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny olona na biby mikofoka, na mihetsika tsy mahapetraka amin' ny misy ny tena. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fikofoka, 6 kifofoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12