Entrée | 1 fikisinana |
Radical | 2 kisina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Falaimihetsika; tsy fiaingana avy hatrany fa mitaredretra noho ny hakamoana: Vary andro amin' ny fikisinana eo ampandriana i Balita kely ka diso fidirana [1.1] |
Anagrammes | 5 fikisinana, 6 fisikinana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |