|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikikisana |
| Fototeny | 2 kiky |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fikaohana mba hampanify; fanalana ny hodi-mangahazo ivelany na ny kiran-trondro; fanalana sombiny miraikitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 décapage.
6 corrosion. [1.13] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: fanorenana |
| Kamban-teny rehetra | 8 vy fikikisana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|