Entrée fikezahana (kezaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaovana araka izay azo atao, fanaovana izay tratry ny aina: Tsy ampy fikezahana ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05