|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiketsoketsoana |
| Fototeny | 2 ketsoketso |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fipentsompentsonana, fitenitenenam-poana, milaza izay tsy tokony holazaina; fahabasiam-bava.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|