|
|
|
|

Teny iditra1  fikendrena
Fototeny  2 kendry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitiliana, fitadiavana hahazo: Ny fikendren' ny papango ny akohokely.
5 Fikasana, fanampoizana: Tsy manakana ny fikendreko ny hanasoa tanindrazana izany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12