|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikelezana |
| Fototeny | 2 kely |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Na izany aza, noho ny fikelezan' ain' ny mpianatra dia nandroso tsara izy.
[2.649#43]
5 Dia hoy izy roa lahy: "Valin' ny fahendrena sy ny fikelezan-aina ary ny fahafetsenay. [2.293#33] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fikelezana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|