|
|
|
|

Teny iditra1  fikaratsaka
Fototeny  2 karatsaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba na toetran' ny zavatra mikaratsaka, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12