| Entrée | 1 fikarakarana |
| Radical | 2 karakara |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fitandremana, fanasoavana fatratra sy manokana atao amin' olona na biby, zavatra, raharaha: Rakoto no misahana ny fikarakarana ny fambolena Fiahiana, firaharahana: Anjaran' ny renim-pianakaviana indrindra ny fikarakarana ny tokantrano Fanomanana, fanamboarana: Ho tonga ny lehibe ka hanomboka rahampitso ny fikarakarana ny fandraisana azy Fifehezana, fitondrana, fanapahana: An' ny lehiben' ny Firaisana ny fikarakarana itỳ tanàna [1.1] |
| Explications en anglais |
5 taking care of, looking after [1.7] |
| Explications en français |
6 action de prendre soin; administration [1.8] |
| Anagrammes | 7 fikarakarana, 8 firakarakana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|