| Entrée | 1 fikajakajana |
| Radical | 2 kajakaja |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fikarakarana, fanolokoloana, famboarana, fitandremana: Ny fikajakajanareo ny biby sy ny toerany no mampahomby ny fiompianareo [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|