|
|
|
|

Teny iditra1  fijinja
Fototeny  2 jinja
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mijinja: Hafa izany fijinjanareo vary izany.
5 Azo jinjaina: Tsy mbola fijinja itony vary itony, ry Rakoto. [1.1]
Ohatra  6  Kanefa lazaiko aminareo: Atopazy ny masonareo, ka tazano ny eny an-tsaha, fa efa manopy mena sahady ny vary ka efa ho fijinja. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12