|
|
|
|

Teny iditra1  fihozongozona
Fototeny  2 hozongozona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mihozongozona, izany hoe mihetsiketsika miverimberina noho izy efa malemy mila hianjera. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12