|
|
|
|

Teny iditra1  fihodivirana
Fototeny  2 hodivitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy fahitsiana, fihilanana: Ny fihodiviran' ny andry.
5 Fihodinana any amin' ny ilany, fiviliana: Ny fihodivirany tany ambadiky ny trano no tsy nahazoana azy.
6 Fialana amim-pahakingana: Nitady azy aho nefa tsy hitako izy noho ny fihodivirany.
7 Ny manodidina ny takolaka eo akaikin' ny sofina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12