Entrée fihizina (hizina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny toerana feno, na ny zavatra tafahitsoka amin' ny toerana iray: Tsy hay lazaina ny fihizin' ny aotobisy amin' ny firavan' ny mpiasa sy ny mpianatra [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05