|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 fihitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitazonana sy famikirana amin-kiry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a grasp, a catch, a grip, as is made by a person holding to something to prevent him from falling. In the provinces it means a royal guard. See fahana, fikitra, fihina. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22mby am-pihi-mamba

Teny iditra (2/3)23 fihitra
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 Karazan-dalitra fisaka, tokony ho 8 mm ny halavany, fohy ny tandrony, lehibe ny kibony, manaikitra mamaivay, indrindra ny omby sy ny soavaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  26 a large stinging fly. [Mal. pikat, a gad-fly.] [1.2]
Ohatra  27 Ejipta dia ombivavy kely tsara tarehy fatratra, fa misy fihitra tonga avy any avaratra. [2.996]
Voambolana  28 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (3/3)29 fihitra
Sokajin-teny  30 anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 Ahitra mantra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  32 (probablement de fihitra : action de se cramponner, de s'accrocher fortement à quelque chose) Herbe odorante. Elle entrait dans la composition des odi-hozona (remèdes contre les commotions nerveuses). [Merina] [1.196]
Voambolana  33 Haizavamaniry: ahitra

Fivaditsoratra  34 fihitra, 35 hifitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08