Entrée fihiforana (hifotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahafenoana, fahatampenana, fahatsentsenana: Tsy azo asiana kavina ny sofinao noho ny fihiforan' ny tevika [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05