|
|
|
|

Teny iditra1  fihetsiketsehana
Fototeny  2 hetsiketsika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fivorivoriana ataon' olona manan-javatra angatahina na takina amin' ny fanjakana: Nanao fihetsiketsehana ny mpianatra fa tsy aradalàna, hono, ny fanadinana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 manifestation, mouvement de revendication. [1.13]
Ohatra  6  mahatonga ho be tabataba sy fihetsiketsehana, na fety na andavanandro. [2.314#]
7  Dia resin-tory indray satria olombelona mila fialan-tsasatra noho ny fihetsiketsehana nandritra ny andro. [2.470#21]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12