|
|
|
|

Teny iditra1 fihetsehana
Fototeny  2hetsika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihevingevenan' ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo
Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan' i Jaona
Fiovana tampoka amin' ny fandehan' ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 mouvement, geste [1.13]
Ohatra  6 Iny fihetsehana alina iny no toa fara-heriny satria tsy afa-nitsangana intsony ny lehilahy. [2.470]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12