|
|
|
|

Teny iditra1  fihelina
Fototeny  2 helina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny zavatra mihelina, fomba andalovana vetivety: Tsy maharitra indroa andro ny fihelin-dRasoa eto. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12