|
|
|
|

Teny iditra1  fihatsi-basy
Singan-teny  2 fihatsika, 3 basy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Ilay vy kely amin' ny basy izay manetsika ny fanoitrambasy ka mampandeha ny bala. [1.1]
Voambolana  6  Miaramila
Tsipelina hafa  7 fihantsim-basy, fihatsim-basy
Tovy hevitra  8 fihatsiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02