|
|
|
|

Teny iditra1  fihara-bava
Singan-teny  2 fiharatra, 3 vava
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mipentsompentsona ary tsy mijanona miteny; olona tsy mba misalasala miteny na menamenatra amin' izay lazainy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12