|
|
|
|

Teny iditra1  fifoserana
Fototeny  2 fositra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandoahana, fandilorana hazo eo ambonin' ny hazo hafa iray mba hahazoana tselatr' afo; fikofosana, filozohana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12