|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fifohana |
| Fototeny | 2 foka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hazo na zavatra hafa nentina nitrohana rongony na paraky
5 Fampidirana na fisintonana setro-javatra dorana eo amin' ny vava: Manimba ny havokavoka ny fifohana sigara 6 Fitrohana, fisintonana, fandritana: Mahagaga ny fifohan' ny hainandro ny rano eran-tany [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 absorption
[1.13] |
| Fivaditsoratra | 8 fanafohy, fifohana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|